Nohon'ny fandaminana ato amin'ny ANTENIMIERAMPIRENENA  dia ahemotra amin'ny fotoana manaraka ny fifidianana ny ho mpikambana ao amin'ny  Birao maharitra, ho lazaina aminareo ihany ny fotoana hanaovana izany.