Élu à Antananarivo V
Entité : IRMAR
Membre des Commissions :
Contact :
Tel : +261…
Mail : naivo.raholdine@assemblee-nationale.mg
Élu à Antananarivo V
Entité : IRMAR
Membre des Commissions :
Contact :
Tel : +261…
Mail : naivo.raholdine@assemblee-nationale.mg
Bjr
Manana plana momban’ny sy trano izay azon’olona tsy rariny-
Misaotra ,Tompoko-
Fa mangataka fihaonanana
Mba mangataka anao Andriamatoa Depute de M)scar anafoana ny lalana ta@ 1960 Razafy Andriamihaingo mikasika NY lalana eny andrefan ambohijanahary tokony natao fa nosoloina NY boulevard ratsimandrava
Misaotra Tomooko
Bonjour
je vous ai envoyé un mail car je souhaite m’entretenir avec vous Mr le Député, car j’ai des soucis concernant des rizières du coté de Ambatondrazaka que des gens ont pris alors que c’est un de nos héritages et aussi un soucis avec mon père qui profite de nos héritages depuis 20 ans après la mort de ma mère , et il ne veut pas nous donner les papiers de nos maisons à TAMATAVE, AMBATONDRAZAKA, TANA MANDRIMABERO AMBOHIDRATRIMO, terres, bœufs, bijoux , voitures.
C’est pourquoi je fais appel à vous pour nous aider à trouver la vérité et afin que nous puissions aussi avoir nos biens .
Car après la mort de ma mère en 1996, il a tout géré sachant que nous étions mineurs mais désormais nous sommes majeurs et nous voulions récupérer nos héritages laissés par nos grands parents maternelles .
Bonjour, avez vous la réponse du Député, sin éventuellement vous avez un avancement de votre situation, car actuellement nous subissons un cas similaire, Quelles démarches avez vous depuis? Comptant de votre retour
Manaja anao Mr Le Deputé de M/car!Izahay aty am district de Mampikony dia mangataka ny famerenana ny taniny colon mb averina amin’ny Etat Malagasy mb hisitrahiny vahoaka Malagasy monina eo am tany fa tena mijaly izahay aty am afitsoka ny Groupe socota.Izahay tompoko dia maniry mb te hiresaka aminao mivantana.Misaotra mialoha Tompoko
Miarahaba anao Atoa Le Député, mba maniry mafy ny hihaona hifampiresaka aminao izahay mahakasika fibodoana tanin’olona, fandravana fananan’olona sy famefena làlana tsy namelana “servitude de passage”. Anosizato Atsinanana faha2 ilay toerana.
Ahoana na aiza no mety hihaonana aminao?
Misaotra mialoha tompoko.
Miarahaba anao Andriamatoa Le Député! Mangataka sy maniry hifampiresaka aminao mivantana izahay, mikasika ny tany lova navelan’ny ray aman-dreninay, izay toerana hambolenay foana hatramin’izay, kanefa dia lasa tsy hita tsikelikely ny taratasy momban’ilay tany na any amin’ ny domaine na any amin’ ny topo. Koa mila fanampina avy aminao izahay fa lazain’ireo fa tsy voatery ho taninay hono na dia efa borné aza ny tany. Ireo ray aman-dreninay efa maty. Isaorana mialoha sahady ianao ny fotoana omenao any. Dia ahoana no hahazoana ny andro hihonana azafady?