24Oct24 octobre 2025 By Relation avec les parlementaires Service FILAZANA Nohon’ny fandaminana ato amin’ny ANTENIMIERAMPIRENENA dia ahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fifidianana ny ho mpikambana ao amin’ny Birao maharitra, ho lazaina aminareo ihany ny fotoana hanaovana izany.